Yahoo Malaysia Web Search

Search results

  1. www.moov.mgMoov

    La célébration nationale de la Journée Mondiale de la Santé Mentale et de la Vue, se tiendra le 10 octobre 2024, à Antananarivo. 08:06. Mponina manodidina ny 1 574 800, ao amin’ny Faritra Vatovavy, no noraisin’ny ONG Pivot an-tanana, momba ny fiahiana ny maha-olona, tao anatin’ny 10 taona. Ankizy ny 48% amin’ireo. 07:00.

  2. Jul 5, 2024 · Ohabolana na oha-pitenenana hafa. -"Misao-bady tanora ka manome zara ho an'ny hafa". -"Ny fanambadiana tahaka ny jiafotsy, vao tsy ialàn-kasokasoka, tonta tsy ialàn-dromoromo". -"Ny fanambadiana tahaka ny kotrokorana : ny voalohany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany". -"Manambady traky nify, atao aloha mitsiky ...

  3. www.moov.mgMoov

    Téléphonie mobile et connectivité numérique à Madagascar : Le nombre d'utilisateurs de cartes SIM a atteint 23,5 millions en 2023, contre 11,7 millions en 2019. Le premier salon de la photographie, Photomania, se déroulera les 27 et 28 septembre 2024 à l'Urban Futsall Andraharo.

  4. May 6, 2024 · Maro ireo vokatsoa entin’ny ranom-bary ho an’ny hodi-tava : Manembotra ny fahanteran’ny hodi-tava noho izy mitahiry singa iray atao hoe « inositole ». Ity farany dia mandrisika ny fanavaozana ny sela. Ny « antioxydants » sy ireo mineraly kosa dia manatara ny fipoitran’ny kentrona amin’ny tarehy.

  5. Jun 5, 2024 · Antsirabe I (BV 122/216 – 51,85%) Mitarika hatrany ny kandidan’ny Firaisankina, 47,17%, Michel Jean François. Manaraka azy ny kandidan’ny IRMAR, Dsir Razafinimaro, nahazo ny salan’isa 32,06%. Lire la suite. Résultats provisoires élections législatives. Voka-pifidianana vonjimaika 05 jona 2024.

  6. Feb 6, 2023 · Mpiara-mianatra teny amin'ny anjerimanontolo no sendra nifanena tamin'i zoky. Kinanjo, kivy aho, nitanondrika, raha nilazana fa marary hatry ny ela ilay tovovavy sahiko nilaozana. Nokikisan'ny aretim-po, ny fahasisoam-panantenana sy ny fahantrana ilay tovovavy tso-po, nanana fijery mihabo sy nanakarem-pitiavana fahiny.

  7. May 31, 2024 · Tsy adino ny fampisehoana hotanterahin’ireo mpanakanto fanta-daza manerana an’i Madagasikara sy ireo mpanakanto zanaky ny Faritra. Misy 12 izy ireo no hanafana ireo telo andro hanatanterahana ny Festival Sabosibe, ka isan’izany i Lico Kininike, Siska, Din Rotsaka, Jean Rigo, Rootsman, Annicette, Salva Panga, sy ny maro hafa.

  8. www.moov.mgMoov

    Concours Photo Varuna Biodiversité - Un hommage artistique à la préservation des trésors naturels de l'Océan Indien.

  9. Mar 6, 2024 · CENI : Fironam-bokatra androany 3 jona 2024 (maraina) Nandritra izay 5 andro taorian'ny fifidianana solombavambahoaka izay dia ireo PV "scannés" no namoahana ny fironam-bokatra. Efa miroso tsikelikely amin'ny fanamarinana sy ny fikirakirana ireo "PV réel" ny CENI, mba hahazoana ireo vokatra vonjimaika. Antananarivo Atsimondrano (BV 369/624 ...

  10. Dec 26, 2022 · Moov reprend le titre de premier portail de l'information Madagascar. Le site web d'actualité malgache se relance dans la course pour fournir des informations de qualité en temps réel. Laissez-vous séduire par des contenus uniques nationaux et internationaux. Actualités fraîches du premier portail de l’information Madagascar.

  1. People also search for